|
Écrit par Tiana Rakoto
|
|
Jeudi, 10 Juin 2010 00:30 |
|
« Tsy azo inoana ny olona tsy nanaja ny soniany », io no teny nambaran’ ingahy Jean Ping, filohan’ny kaomisiona eo anivon’ ny Vondrona afrikana, nanakiana ny Filoha Rajoelina.
|
|
Lire la suite...
|
|
|
Écrit par Tiana Rakoto
|
|
Mercredi, 09 Juin 2010 00:30 |
Resaka voizin’ ireo mpanao politika sasany indray amin’ izao fotoana izao ny hoe : Rajoelina ho Praiminisitry ny Repobilika fahefatra. Filohan’ antoko politika manam – paniriana ny ho Filohampirenena amin’ ny Repobilika fahefatra no sahiran – tsaina amin’ izany. Ny tsapa, dia manahirana azy ireo ny Filoha Rajoelina.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tiana Rakoto
|
|
Mardi, 08 Juin 2010 00:30 |
|
Rehefa tsy nahovoka tamin’ ilay fanonganam - panjakana tamin’ ny 20 mey niaraka tamin’ ireo Zandarin’ ny « Fign » sy ireo andiana Pasitera Fjkm ry zareo mpanohitra dia miandrandra fatratra ny fidiran’ ny Tafiky ny « Sadc » eto Madagasikara.
|
|
Lire la suite...
|
|
|
Écrit par Tiana Rakoto
|
|
Lundi, 07 Juin 2010 00:30 |
|
Teny miverimberina tato ho ato ny hoe « maika » sy « haingana ». Vahaolana « maika » hialana amin’ ny krizy. Fiampitana « haingana » any amin’ ny Repoblika fahefatra. Ireo teny ireo no atao litania amin’ ny haino aman - jery samihafa.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tiana Rakoto
|
|
Samedi, 05 Juin 2010 00:30 |
|
Tokony hatsangana eto amintsika ny sampan - draharaha iray hatao hitahiry ny sary, ny kabary ary ny resaka ataon’ ireo mpanao politika ireo. Ny antony, dia tsy mitazona ny teny nataony ny mpanao politika malagasy, tsy mena - mivadika ka ny teny nambara tamin’ ny fotoana tany aloha dia hodiana tsy tsaroana aty aoriana.
|
|
Lire la suite...
|
|
|
|
|
<< Début < Précédent 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 Suivant > Fin >>
|
|
Page 16 sur 48 |
la "Une" Inona no Vaovao - Vous pouvez cliquer pour agrandir