|
Écrit par Willys Fanomezantsoa
|
|
Samedi, 07 Août 2010 00:30 |
|
Pasitera iray nanolana ankizivavy tsy ampy taona no nalefan ’ ny Fiangonana hitandrina any amin ’ ny toeran - kafa, kanefa mbola tokony handoa vola iray tapitrisa Ariary amin ’ ny ray aman - drenin ’ ilay zazavavy lasibatra.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tojo R.
|
|
Vendredi, 06 Août 2010 00:30 |
|
Nahafatesana olona iray indray teny amin ’ ny ranon ’ Ikopa misy ny barazin ’ i Mandroseza iny omaly maraina. Vehivavy iray no nitsoraka tao ka dia maty teo noho eo.
|
|
Lire la suite...
|
la "Une" Inona no Vaovao - Vous pouvez cliquer pour agrandir