|
Écrit par Willys Fanomezantsoa
|
|
Lundi, 30 Août 2010 00:30 |
|
Trano enina samihafa no indray kilan ’ ny afo ny sabotsy lasa teo. Ny efatra niseho teny Anosibe, ny iray tany Andranonahoatra ary ny farany tany Ambohimangakely. Tonga ara - potoana ny mpamonjy voina tamin ’ ireo loza ireo.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Willys Fanomezantsoa
|
|
Samedi, 28 Août 2010 00:30 |
|
Notanana eny amin ’ ny « Centre de formation spécialisé » na « Cfs » - n ’ ny Zandarimariam - pirenena eny Ivato ilay Kapitenin - tsambo sy ny mpamiliny. Voarohirohy ho nanao taratasy sy sonia hosoko ary nangalatra vy izy ireo.
|
|
Lire la suite...
|
la "Une" Inona no Vaovao - Vous pouvez cliquer pour agrandir