|
Écrit par Willys Fanomezantsoa
|
|
Mardi, 07 Juillet 2009 00:00 |
Niatrika ny mpitsara mpanao famotorana teny amin’ny Fitsarana Anosy omaly maraina ilay sefo fokontanin’ Ambohimangakely sy ny folo lahy hafa. Ny fikasihan - tànana sy fanendrikendrehana ho mpangala - jaza ny zanaky ny Talen’ny kabinetra ao amin’ny minisiteran’ny Fifandraisana sy ny Kolontsaina no nitoriana azy.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tiana R.
|
|
Lundi, 06 Juillet 2009 00:00 |
|
Ny ratsy tsy kely lalana. Mbola misy mahita hirika hamoahana an-tsokosoko ireo hazo sarobidy nogiazana tao amin’ny seranan-tsambon’i Vohémar. Kamiao an’ny mpandraharaha iray no tratra nitondra izany tany Antalaha. Tamin’ny zoma lasa teo no natolotra ny Fampanoavana ireo olona 16 voarohirohy tamin’izao raharaha izao ka olona valo no naiditra am-ponja taorian’izay.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tojo Ramiliantarintsoa
|
|
Samedi, 04 Juillet 2009 00:00 |
|
« Tambazotra iray mpangalatra fiara eto an-dRenivohitra no saron’ny Polisim-pirenena omaly. Fiara 4x4 iray efa very nandritra ny volana maromaro no tra-tehaka vokatry ny fiaraha-miasan’ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka. Nisy transfo an’ny orinasa Jirama ihany koa tratran’izy ireo ».
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Patrick Rajoelina
|
|
Samedi, 04 Juillet 2009 00:00 |
|
Les élections européennes du week-end dernier ont placé en tête les principaux partis conservateurs et libéraux au pouvoir… ou en passe de l’être, comme au Royaume-Uni ou en Espagne.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Tojo R.
|
|
Vendredi, 03 Juillet 2009 00:00 |
|
Tovovavy kely 13 taona no niharan’ny fanolanana tao an-tranony teny Tsiadana tamin’ny alatsinainy maraina teo.
|
|
Lire la suite...
|
|
Écrit par Willys Fanomezantsoa
|
|
Jeudi, 02 Juillet 2009 00:00 |
|
Naiditra am - ponja vonjimaika eny Antanimora ireo enin - dahy voarohirohy ho namono nahafaty an’i Soloniaina Delphin, zandary niasa teny Betongolo. Natao haza lambo ny fisamborana azy ireo, ary mbola misy ny karohina amin’izany raharaha izany.
|
|
Lire la suite...
|
la "Une" Inona no Vaovao - Vous pouvez cliquer pour agrandir